Teny iditra | tinendry (tendry) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Voatendry, notendrena, alefa: Notinendrin' ny fanjakana tany Maroantsetra izy Kitihina, ampanenoina raha zavamaneno misy tadiny no lazaina: Avereno kely ilay feonkira notinendrinao tao [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on a touché du doigt, de la main, sur quoi on a joué Qu'on a désigné, indiqué, fixé Qu'on a marqué d'un accent, d'un point [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | voatendry | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |