Teny iditra | tinafika (tafika) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tafihina: Notinafiky ny fahavalo ny tanàna ka basa nandositra daholo ny mponina [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Attaqué chez lui, envahi [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | voatafika | ||||||
Fivaditsoratra | finitaka, fitanika, tinafika |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |