Teny iditra | tiatianao > tiatia (tia) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Ohatra | fitia efa ho lany ny anao tambitamby efa madiva tiatianao aho tatamo tsara farihy tsy tiatianao aho voro-manifi-drano dia lasa [2.131] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Kamban-teny |
| ||||||
Fivaditsoratra | atiaty, itaita, taitay, tiatia |