Teny iditra testamenta
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny enti-milaza ny fizaran' ny Baiboly: ny testamenta taloha dia ny fizarana mitan-tara ny talohan' i Kristy ary ny testamenta vaovao, ny taty aorianany [1.1]
Ohatra Koa ny hevitry ny teny hoe «Testamenta » ao amin' ny Baiboly dia « Fanekena ». [1.38]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: testament.
Fitanisam-boky Rabary: Ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31