Teny iditra | tenim-bola | |
Singan-teny | teny ; vola | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fahefana ananan' ny vola, ka raha misy raharaha atao, ara-bola no ibaikoana sy andidiana ny hafa (ankehitriny, dia atao koa hoe totohondry vola) [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08 |