Teny iditra Temafoitra
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Olona mivelona amin'ny haza sy jono ary oty any anaty ala any amin'ny Mahafaly [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Nom donné au Mikéa vivant dans les forêts mahafaly [1.13]
Tovy hevitra Tevarambe

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31