Teny iditra | telonjato (telo, zato) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny anglisy | Three hundred [3.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Trois cent [3.1] | |
Marika iraisam-pirenena | 300 CCC [3.1] | |
Voambolana | Matematika: rafitrisa | |
Ohatra | Rahefa mety ny atao, mahatratra hatramin' ny telonjato kilao na mihoatra aza!
[2.471] | |
Tsanganana sy sary iray takila | Ny isa | |
Lahatsoratra | Andriamihaja: Fanisana vaovao | |
Nohavaozina tamin' ny 2022/06/26 |
![]() |