Teny iditra tehenana (tehina)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Iankinana, ohatra ny atao amin' ny tehina: Teheno ny soroky ny zokinao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be leaned on [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Sur quoi (qui) on s'appuie [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tehenana, tehenako, tehenanao, tehenany, tehenantsika, tehenanay, tehenanareo, tehenan', tehenan-, tehenam-, tehena-
Ny lasa : notehenana, notehenako, notehenanao, notehenany, notehenantsika, notehenanay, notehenanareo, notehenan', notehenan-, notehenam-, notehena-
Ny hoavy : hotehenana, hotehenako, hotehenanao, hotehenany, hotehenantsika, hotehenanay, hotehenanareo, hotehenan', hotehenan-, hotehenam-, hotehena-
Filaza mandidy : teheno

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20