Entrée tefoedra
Partie du discours nom
Explications en malgache aretina avy amin' ny mikraoby iray manokana izay atao hoe basilin' i Eberth, avy amin' ny sakafo, ary miditra any amin' ny tsinay, ka ny famantarana azy dia tazo tsy mety miafana sy fivalanana matetitetika; raha tsy voatsabo dia miafara amin' ny fahaloahan' ny tsinay ny tefoedra [Rajemisa 1985]
Explications en anglais typhoid fever [Hallanger 1973]
Explications en français fièvre typhoïde [Hallanger 1974]
Explications en malgache anarana omena ny aretina vokatry ny fidiran'ny mikrôby ao amin'ny tenan'ny olombelona [SLP 1986]
Explications en français typhoïde [SLP 1986]
Vocabulaire 
Origine Anglais: typhoid.
Mots composés, titres, noms 

Mis à jour le 2020/07/31