Teny iditra |
tebiteby
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ahiahy, tahotra, fihavatravatra fa toa hisy hihatra na hanjo ny tena. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Apprehension, fear and trembling [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Appréhension, inquiétude; trouble [1.8]
|
Ohatra |
1 | Velon-tebiteby fatrafatra Rasoa tamin' ny fomba fitenin' ny dokotera hoe:
[2.470]
|
2 | Hoy aho feno tebiteby.
[2.471]
|
3 | Tamin' izany fotoana izany, ny fahitana vahiny miakatra dia zava-dratsy, tebiteby, tahotra ho an' ny iray tanàna.
[2.472]
|
|
Voambolana |
Sampanteny |
|