Teny iditra | tazona (hazona) | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fitanana mafy; famihinana, fanagejana tsy hihetsiketsika, tsy famelana handeha na hiala [1.1] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | tazano, tazona, tozana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |