Teny iditra tavoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fikapokapohana zavatra mba hanalana ny vovoka aminy
Fitsapana mba hahalalana zavatra iray izay odiana ohatra ny efa fantatra; don-tandroka. [1.1]
Sampanteny 
 

Teny iditra tavoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Artifice oratoire par lequel on accable l'adversaire d'accusations fausses et soudaines [1.3]

Teny iditra tavoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vy boribory lavalava miakatra sy midina ao anatin' ny vatan' ny paompy ka misintona mampakatra ny rano na manosika azy kosa
Lamba atao manodidina ilay vy boribory lavalava voalaza eo ambony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Piston [1.13]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31