Teny iditra | tavoa | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anarana nilazan' ny Ntaolo ny zavatra voamboatra ho boribory lavalava (niavian' ny hoe: tavoahangy, tavoara). [1.1] | |
Mpanahaka | tavoa jerijery | |
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |