|
|
|
|

Teny iditra1  tavan' andro
Singan-teny  2 tava, 3 andro
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza ny andro anio itenenana: Aza ariana amin' ny tavan' andro ity sakaizanao, na koa hoe "ny andro iray" Tsy nahavonjy ahy ianao, hoy ny Tompo, tamin' ny tavan' andro [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 le jour présent, un certain jour: Aza ariana amin' ny tavan' andro anio aho (Ne m'abandonnez pas aujourd' hui) / Tsy nahavonjy ahy tamin' ny tavan' andro hianao [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08