Teny iditra |
tatsinanana
|
Sokajin-teny | anarana na tambinteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny olona avy any atsinanana.
-- Raha ilazana ny fizaran' ny tany lehibe io teny fo, dia enti-milaza ny olona avy any amin' ny ilan' ny tany heverina fa iposahan' ny masoandro, toa an' i Japana, i Sina sy ny milahatra aminy rehetra [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The east people [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Les Orientaux [1.5]
|
| Les gens de l'Est [1.8, 1.5]
|
Ohatra |
1 | Samy ankolafin' ny Tatsinanana i Bouddha sy Kaonfosiosy.
[2.296]
|
2 | Ny sivilizasionina tandrefana sy tatsinanana samy velon-tsoratra eo.
[2.285]
|
3 | Ny "Andriamanitra" dia voalazan' ny mpahalala sasany fa avy amin' ny teny tatsinanana atao hoe "sanscrit.
[2.285]
|
|
Teny fotony | t,
atsinanana |
Mpanahaka |
tandrefana ~
tatsimo ~
tavaratra |
|