Teny iditra | taratara | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fandinihana malina dia malina, fanadihadiana sy fikarohana amim-pitandremana [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Minute investigation, close examination. See dinika, kajakaja, karakara [1.2] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Examen minutieux, recherche attentive [1.3] | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Teny iditra | taratara | |||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Mamirapiratra [1.78] | |||||||||
Fivaditsoratra | ataratra, taratara |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |