Teny iditra taranja
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny singam-pampianarana atrehin' ny mpianatra ao an-tsekoly: Manavanana azy kokoa ny taranja malagasy noho ny anglisy [1.62]
Fanazavàna teny frantsay Matière, discipline [1.13]
Voambolana 
Kamban-teny 

Teny iditra taranja
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Taho na vahatra maniry mandry anaty tany [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Rhizome [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra rizôma

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/27