Teny iditra 1/2 tapiaka (piaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Feon' ny zavatra mitefoka mafy, toy ny hazo mirefotra raha tapahina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Son aigu et strident comme celui d'une branche sèche qu'on casse, d'un fouet qu'on fait claquer [1.3]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny 
Mpanahaka  tapia-koho

Teny iditra 2/2 tapiaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] (de piaka : bruit sec, comme celui d'une branche qui craque). Eugenia tapiaka H.Perrier (Myrtaceae). Nom malgache relevé anciennement par Grandidier. Arbre à bois cassant, sans intérêt. On ne l'emploie que pour le chauffage. [1.196]
Anarana siantifika Eugenia tapiaka
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31