Teny iditra | tanyambadikimanareza > ambadiky Imanareza | ||||||
Singan-teny | ambadika ; Imanareza | ||||||
Sokajin-teny | kambanteny | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [ tany ambadik' Imanareza ] Enti-milaza zavatra nitranga efa ela dia ela ka tsy hita izay hiraharahana azy intsony [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | [ ambadik' Imanareza ] Convention ancienne, règlement de vieille date qu'il faut suivre [1.3] | ||||||
Ohatra |
| ||||||
Tsipelina hafa | ambadik' Imanareza | ||||||