Teny iditra tantavanina (tantavana)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Ampandalovina amin' ny tantavana; ampandalovina maninteraka ny lamba, taratasy manify: Tantavanina aloha ny rano vao sotroina raha tsy azo antoka ny fahadiovany ~ Tantavano amin' ny taratasy manify io ro be menaka io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be strained; to be filtered [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on filtre [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tantavanina, tantavaniko, tantavaninao, tantavaniny, tantavanintsika, tantavaninay, tantavaninareo, tantavanin', tantavanin-, tantavanim-, tantavani-
Ny lasa : notantavanina, notantavaniko, notantavaninao, notantavaniny, notantavanintsika, notantavaninay, notantavaninareo, notantavanin', notantavanin-, notantavanim-, notantavani-
Ny hoavy : hotantavanina, hotantavaniko, hotantavaninao, hotantavaniny, hotantavanintsika, hotantavaninay, hotantavaninareo, hotantavanin', hotantavanin-, hotantavanim-, hotantavani-
Filaza mandidy : tantavano

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20