Teny iditra tantaraina (tantara)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Lazaina amin' ny antsipiriany: Tantarao izay hitanao tany an-tsena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be told [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on raconte [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tantaraina, tantaraiko, tantarainao, tantarainy, tantaraintsika, tantarainay, tantarainareo, tantarain', tantarain-, tantaraim-, tantarai-
Ny lasa : notantaraina, notantaraiko, notantarainao, notantarainy, notantaraintsika, notantarainay, notantarainareo, notantarain', notantarain-, notantaraim-, notantarai-
Ny hoavy : hotantaraina, hotantaraiko, hotantarainao, hotantarainy, hotantaraintsika, hotantarainay, hotantarainareo, hotantarain', hotantarain-, hotantaraim-, hotantarai-
Filaza mandidy : tantarao

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20