Teny iditra tanimboly
Singan-teny tany ; voly
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] zarindaina [1.78]
Fanazavàna teny frantsay Terre cultivée, plantations, jardins (autres que les rizières) [1.196]
Ohatra 
1Tanimboly malalaka sy tanimbary midadasika no manodidina azy. [2.332]
2Efa noroahin' ny tompon-tanimboly ety ivelan' ny taniny ireto omby valo lahy sisa. [2.472]
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24