Teny iditra |
tangitrika
(hitrika)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Boiboika, fantsitsitra, toy ny fifantsitsiran' ny rano avy ao anaty tany [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Jaillissement, comme celui de l'eau sortant d'une fontaine, d'un tuyau, comme celui du sang jaillissant d'une veine [1.3]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
tangitrika
(hitrika)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fandentehana zavatra lalina toy ny lefona anaty hazo na anaty tany [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action de lancer quelque chose dans, comme une lance dans du bois ou dans la terre [1.3]
|
Sampanteny |
|
|