Teny iditra tangala
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Tehina [1.78]
Fanazavàna teny frantsay Bâton [1.6]
Ohatra Rehefa izany dia mifanatona sy mifampidinika ny Fokonolona dia ny Lohandry na Andriambaventy solon-tenan' ny fokom-pianakaviana, ny mpitana ny tangala ary ny Fivorian' ny Mpanjaka. [2.508]
Kamban-teny 

Teny iditra tangala
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Pince des crabes, des camarons, des écrevisses [1.6]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/10/22