Teny iditra tandroka aron' ny vozona
Singan-teny tandroka ; aro ; vozona
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fitenenana ilazana ny olona manana fahefana na harena na fahaizana izay manana adidy koa hamonjy sy hitandrina ny eo akaikiny amin' ny loza mety hahavoa azy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/30