Teny iditra | tandrevaka | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Tsy voakendry na mba nomanina fa toa nataotao vonjy maika na kitoatoa fotsiny: Nahandro tandrevaka [1.1] | |
Tsirambina, tsy misy fitandremana na fikajiana [2.285] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Soudain, à l'improviste, sans prévision ni préparation [1.3] | |
Ohatra | Saro-pady loatra manko itony resaka momba an-dRazana itony, ka tsy ekena atao an-tandrevaka tokoa.
[2.245] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |