Teny iditra tandapa (lapa)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny olona manotrona ny Mpanjaka, na ireo miasa na mipetraka ao an-dapa mandrakariva [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Persons having the privilege of entering the palace without being summoned; courtiers. Compare tandonaka [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Officiers et employés qui allaient au palais [1.3]
Ohatra Dia nampanalain' ny mpanjaka ny manamboninahitra tandapa ka nilazany hoe: [2.293]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20