Teny iditra tambinoana (tamby, noana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana karazan' ahitra an-drano [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo, Merina] (de tamby : paiement d'un service ; et noana : affamé, qui a faim). D'après Malzac, c'est une « plante aquatique ». En réalité du bord des eaux. Polygonum sp. (Polygonaceae). Le nom malgache indique qu'elle devait être consommée en période de disette. Voir aussi tambonoana. [1.196]
Anarana siantifika Polygonum sp.
Ohatra Tsy ny tambitsy no tsy misy, ary ny tambinoana no tsy mitovy teny, ary tsy ny tanàna no kely faritra; [2.69]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31