Teny iditra tamberin-tany
Singan-teny tamberina ; tany
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fahadison-dalana ka mampiverina indray eo amin' izay efa naleha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Bewildered as to the direction of east, west, north, and south [1.2]
Fanazavàna teny frantsay état de celui qui est désorienté, qui ne connait plus les quatre points cardinaux, par suite d'étourdissement, de changement subit de lieu... [1.3]
Ohatra Voan’ ny tamberintany koa angamba aho ê! [2.4]

Teny iditra tamberintany
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] Hanina tanindrazana [1.78]

Teny iditra Tamberintany
Singan-teny tamberina
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky)
Mpanoratra Ratsifandrihamanana Clarisse, 1961
Fanonta printy 1961. Imprimerie Faneva.
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19