Teny iditra | tambazana (tamby) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Karamaina: Notambazako telopolo Rakoto hanala ahitra manodidina ny tranonay Omena atao loka: Tambazako ariary zato ianao raha mahabata ity vato ity [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be hired; to be enticed [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on prend à gages; qu'on cajole par des promesses [1.8] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tambazana io | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |