Teny iditra | 1 tambajotra |
Singan-teny | 2 tambatra, zotra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.5][tamba-jotra] branchement 5 [3.1] réseau |
Ohatra |
6 ny fanovàna ny tahan' ny DA amin' ny telefaonina sy ny tambajotra amin' ny finday. [1.384#] 7 Famatsian-kena eto an-dRenivohitra : tambajotra iray lehibe ny famonoana omby eo Ankadindratombo [4.43] 8 Porofo mivaingana ity sary izay nalain’ny olona tetsy Ambatonakanga ity ary nozaraina tamin’ny tambajotra sosialy. [4.14] |
Tsipelina hafa | 9 tambazotra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/02 |
![]() |