Teny iditra | talesaka | ||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||
Fanazavàna teny anglisy | Wide and shallow, as a platter or tray [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Creux et évasé comme un plateau [1.8] | ||
Ohatra | Loaran-dRamatoa an-dovia talesaka enina toy ny fanaony, nony masaka tokoa ny nahandro.
[2.470] | ||
Kamban-teny |
| ||
Tsipelina hafa | talelaka [1.3#656] | ||
Fivaditsoratra | alatsake, atselaka, talesaka |
Nohavaozina tamin' ny 2024/03/08 |