Teny iditra | talanjona (lanjona) | ||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Gaga, vanana izaitsizy: Talanjona Ikoto nahita ity vy be misondrotra eny amin' ny habakabaka. [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Amazed [1.7] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Stupéfait [1.8] | ||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny talanjona io | ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21 |