Teny iditra | takodara | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] Anaram-borona misy sanga toy ny akoholahy [1.1] | |
Anarana siantifika | Upupa epops | |
Voambolana | Haibiby: vorona | |
Tovy hevitra | barao ~ drao ~ takadalana ~ tsakodara | |
Tsipelina hafa | tsakodara | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |