Entrée takilodrano
Partie du discours nom
Explications en malgache Aretina avy amin' ny olitry ny kakandio (bilariziozy) tafiditra amin' ny tena (raha sendra mirobo-drano misy azy fotsiny), izay mahatonga ho reraka, mivalan-drano miharo ra na mivalana misy ra, ary miteraka fivontosan' ny aty sy ny sarakaty [Rajemisa 1985]
 aretina ateraky ny sokoraty [SLP 1986]
Explications en français bilharziose [SLP 1986]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31