Teny iditra takariva mahatsara vahiny
Singan-teny takariva ; mahatsara ; vahiny
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilay takariva mitarataratra somary menamena iny ka toa mahatonga ny salovan-tavan' ny vahiny hahafinaritra jerena [1.1]
Voambolana 
Mpanahaka  andro mahatsara vahiny

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16