Entrée taka
Partie du discours nom
Explications en malgache Teny ilazana fanisana ny kofehy voafoly isantokony folo: Kofehy valo taka
¶ Marina, indrindra amin' ny isa: Folo taka: folo marina tsara, tsy mihoatra tsy latsaka, folo jipotra tsara [1.1]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/02/20