Teny iditra | tahamaina | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Jereo tehamaina [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | A slap in the face [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Claque au visage sans raison [1.8] | ||
Ohatra | Ary Rainijohary XVI Voninahitra dia nasian-dRainivoninahitriniony totohondry sy tahamaina.
[2.48] | ||
Kamban-teny |
| ||
Tsipelina hafa | tehamaina | ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tahamaina io | ||
Fivaditsoratra | amitahana, mahataina, tahamaina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |