Entrée | tahalaka | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | [Rajemisa 1985] Tovon-tany mamaritra ny sisin-tanimbary, mitovy amin' ny atao hoe valamparia, fefilohan-tanimbary (amin' ny Betsileo, ny tahalaka dia entina hilazana mihitsy ny vola arakaraka ny habeny, ka ny lehibe dia atao hoe: tahala-dibe, ny antonontonony tahalaka, ary ny kely kipala) | |
[SLP 1986] fefiloha madinika na valamparihy | ||
Explications en français | [SLP 1986] diguette, digue | |
Synonymes | valamparihy | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |