Teny iditra | tafidipiditra | ||
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra | ||
Ohatra | Robin io, ary tsy izy irery, iaraha-mahita isanandro fa tsy hoe tafakatra eto Imerina fotsiny fa tafidipiditra, dia tafatsofotsofoka an-dapa mihitsy.
[2.528] | ||
Haiendriteny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |