|
|
|
|

Teny iditra1  spiroketa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] [fr. spiroquette] Mikraoby miditra amin' ny antokon' ny bakteria, manana endrika miolakolaka amin' ny fahitana azy amin' ny mikraoskopy, fototry ny aretina maro toy ny farasisa
Voambolana  4  Fahasalamana

Fivaditsoratra  5 

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21