Teny iditra | sosorina (sosotra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao tonga sosotra: Nososoriny aho nefa izaho tsy naninona azy akory [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be vexed, to be angered [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on vexe, qu'on énerve [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |