Teny iditra | sosonana (sosona) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Asiana sosony: Sosony ny lamba firakotrao [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be lined, to be doubled in thickness [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Auquel on met une doublure [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | sonasona, sosonana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |