Teny iditra 1/2 sosoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Kofehy asisika amin' ny fahan' ny lamba iray efa misy marambato mba hanamafy azy
Izay anampy ny efa misy
Izay ambolena asolo ny efa tsy naniry [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Reprise [1.13]
  [Tanala] (sens général : ce que l'on intercale ; le bois tendre servait à faire les couvre-joints) [1.196]
Ohatra 
1Novidina vaovao ihany daholo izany akanjonay rehetra izany, saingy ela mihitsy vao nisolo, ka zary efa feno sosoka sy tampitampina daholo. [2.472]
2Ahoana no tsy hiresahina etoana ny Lalàmpanorenan' i Etazonia, izay tsy niova hatramin' ny nanoratana azy tamin' ny 1787 kanefa nohatevenina tamin' ny sosoka fito amby roapolo tao anatin' ny 220 taona? [4.27]
Voambolana 
Sampanteny 
 
Kamban-teny 

Teny iditra 2/2 sosoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tanala] Protorhus sericea Engl. (Anacardiaceae). [1.196]
Anarana siantifika Protorhus sericea
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11