Teny iditra sosialisma
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba fitantanan-karena mikendry ny tombontsoan' ny vahoaka amin' ny alalan' ny fitovizam-pamokarana iombonana, ny fanaovana ho harem-pirenena ny orinasa lehibe ary ny kaoperativa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Socialism [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Socialisme [1.8]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ny fihaviany Frantsay: socialisme.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31