Teny iditra songona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fihoarana ny hafa mifaninana amin' ny tena; fisosohana hihoatra ny hafa; fakana toeran' olona ho an' ny tena
Fanomezana vidiny ambony kokoa noho ny hafa: Songom-barotra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Action d'offrir plus qu’un autre dans un marché, enchère [1.3]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/16