Teny iditra sonasona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny vavorona misokasoka toy ny an' ny soavaly mihazakazaka, na ny an' ny olona maka fofon' aina mafy. [1.1]
Voambolana 
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31