Teny iditra sompatra
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Ratsy fanahy, faly ny manao izay hahavoa ny sasany, hanimba ny zavatry ny sasany; mihetraketraka: Sompatra koa itony andro: fety sy lanonana vao avy ny orana!
Mitovy hevitra: manao ady fiady ~ manao ankaso ~ manao ankasomparana ~ manao hasomparana ~ manao somonga ratsy ~ mihetraketraka ~ misetrasetra ~ misotasota ~ sopisopy ~ sosisosy ~ sosy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Malicious, doing wanton damage [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Malicieux, qui fait le mal exprès [1.8]
Ohatra Eny," hoy izy roa lahy, 'liamindra-fo hiany izahay, fa tsy ho sompatra; [2.293]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana 

Teny iditra sompatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Nom donné aux plantes qu'on pense utilisées par les sorciers pour des maléfices. Ce sont surtout :
[Sakalava] Astrotrichilia sp. (Meliaceae). Réf. Service Forestier 10216.
[Tanala] Probablement un Dichaetanthera (Melastomaceae). Arbuste à très jolies fleurs, mais de mauvaise réputation. [1.196]
Anarana siantifika Astrotrichilia sp.
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2021/12/03