Teny iditra somidika
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy (s-om-idika) Enti-milaza ny ro na ny rano misy menaka mitsinkafona eny amboniny: Somidika ity ro ity ka tsy azo omena ny marary [1.1]
Sampanteny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31