Teny iditra | solokina (soloky) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fitahina amin' ny fanambakana: Nosolokin-dRangahy iny aho Alaina amim-pitaka: Nosolokiny lahy ny volako [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be defrauded, to be blackmailed [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on fait chanter [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | kaonsôly, solokina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |